FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 38:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Tena ratsy ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany! Natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy. Ho faty mosary ao izy satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.”+

  • Jeremia 52:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tena mafy ny mosary tao amin’ilay tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny volana fahefatra,+ ka tsy nanan-kohanina intsony ny vahoaka.+

  • Fitomaniana 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy mitsahatra mangataka sakafo sy divay+ amin-dreniny izy ireo,

      Ary safotra hoatran’ny olona maratra eny amin’ny tany malalaky ny tanàna,

      Sady miala aina raha iny izy mbola trotroan-dreniny iny.

  • Fitomaniana 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Main’ny hetaheta ny zaza minono ka miraikitra amin’ny lanilaniny ny lelany.

      Mangataka sakafo ny ankizy,+ nefa tsy misy manome.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara