FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Na eo aza anefa izany rehetra izany, ary na mbola any amin’ny tanin’ny fahavalony aza izy ireo, dia tsy handa+ na hanary azy ireo tanteraka aho ka hoe handripaka azy. Mivadika amin’ny fifanekena nataoko+ taminy mantsy aho raha manao an’izany. Fa izaho no Jehovah Andriamaniny.

  • Isaia 52:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+

      Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô!

      Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+

  • Isaia 60:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy ho heno ao amin’ny taninao intsony ny herisetra,

      Ary tsy ho heno ao anatin’ny sisin-taninao intsony ny fandringanana sy fandravana.+

      Hantsoinao hoe Famonjena+ ny mandanao, ary hoe Fiderana ny vavahadinao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara