-
Jeremia 49:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Miverena ka mandosira!
Mandehana miafina any amin’ny lalina, ry mponin’i Dedana!+
Fa hahatonga loza amin’i Esao aho
Rehefa tonga ny fotoana hanasaziako azy.
-
-
Ezekiela 25:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Satria i Moaba+ sy Seira+ niteny hoe: “Hay hoatran’ny firenen-drehetra ihany ny taranak’i Joda!”, 9 dia havelako hisy hanafika ny tanàna eny amin’ny sisin-tanin’i* Moaba, dia ny tanàna tsara indrindra any,* anisan’izany i Beti-jesimota sy Bala-meona ary na dia i Kiriataima aza.+
-