FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 49:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Hihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’i Edoma.+ Ho tsiravina izay mpandalo mahita azy, ka hisioka noho ny loza rehetra hanjo azy. 18 Toy ny nandravana an’i Sodoma sy Gomora ary ireo tanàna manodidina azy”,+ hoy i Jehovah, “no hanjo an’i Edoma. Tsy hisy hipetraka intsony ao, ary tsy hisy olona hanorim-ponenana.+

  • Ezekiela 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanatsotra ny tanako hamely an’i Edoma koa aho, ka horinganiko ny olona sy ny biby fiompy ao, ary hataoko lasa tsy misy mponina izy.+ Dia ho fatin’ny sabatra ny olona hatrany Temana ka hatrany Dedana.+

  • Malakia 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Miteny i Edoma hoe: ‘Nopotipotehina izahay, nefa hiverina ka hanorina an’ireo tanàna rava.’ Hoy anefa i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izy ireo hanorina, fa izaho kosa handrava. Dia hantsoina hoe “tanin’ny faharatsiana” sy “vahoaka nomelohin’i Jehovah mandrakizay” izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara