FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izaho mihitsy no hanohitra azy ka handringana azy tsy ho eo amin’ny fireneny. Nisy natolony ho an’i Moleka mantsy ny taranany, ary nolotoiny ny toerako masina,+ dia nozimbazimbainy ny anarako masina.

  • 2 Mpanjaka 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny.

  • 2 Mpanjaka 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Napetrany tao amin’ilay trano ilay sary sokitra nataony, izany hoe ilay tsato-kazo masina.*+ Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah tamin’i Davida sy Solomona zanany hoe: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko tamin’ny tanànan’ny foko rehetra teo amin’ny Israely, no hametrahako foana ny anarako.+

  • 2 Tantara 36:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nivadika tanteraka tamin’Andriamanitra ny lehiben’ny mpisorona rehetra sy ny vahoaka, sady nanao ny zava-maharikoriko rehetra fanaon’ny firenena hafa. Nolotoin’izy ireo koa ny tranon’i Jehovah,+ izay efa nohamasininy tao Jerosalema.

  • Jeremia 32:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary nataony tao amin’ilay trano mitondra ny anarako ireo sampiny maharikoriko, mba handotoana ny tranoko.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara