-
Ezekiela 1:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 dia nampita ny teniny tamin’i Ezekiela* zanak’i Bozy mpisorona i Jehovah, teo amoron’ny reniranon’i Kebara, tany amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Teo no niasa taminy ny herin’i* Jehovah.+
4 Tamin’izaho mbola nijery iny, dia nahita rivo-mahery+ avy any avaratra, sy rahona matevina, ary afo mitselatselatra be*+ voahodidin’ny hazavana mamirapiratra. Ary nisy zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly manjelatra,* avy teo afovoan’ilay afo.+
-