Jeremia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hantsoina hoe ny seza fiandrianan’i Jehovah i Jerosalema+ amin’izany andro izany. Ary hangonina ny firenena rehetra mba hankalaza ny anaran’i Jehovah any.+ Tsy hikiry hanaraka ny fo ratsiny intsony izy ireo.” Joela 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoheveriko ho tsy manan-tsiny izy ireo,* na dia nanan-tsiny aza ny fahitako azy taloha.+Ary izaho Jehovah dia hipetraka ao Ziona.”+ Zakaria 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy i Jehovah: “Mihobia, ry Ziona zanakavavy ô,+ fa ho avy aho+ dia honina eo aminao.+
17 Hantsoina hoe ny seza fiandrianan’i Jehovah i Jerosalema+ amin’izany andro izany. Ary hangonina ny firenena rehetra mba hankalaza ny anaran’i Jehovah any.+ Tsy hikiry hanaraka ny fo ratsiny intsony izy ireo.”
21 Hoheveriko ho tsy manan-tsiny izy ireo,* na dia nanan-tsiny aza ny fahitako azy taloha.+Ary izaho Jehovah dia hipetraka ao Ziona.”+