4 Ho tezitra be amin’i Jerosalema i Jehovah ka hotsarainy ny zanakavavin’i Ziona.+ Izany no fomba hanasany azy ho afaka amin’ny lotony* sy hanadiovany azy ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao.+
25 Dia hofafazako rano madio ianareo ka hadio.+ Hodioviko ianareo, ka ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny sampy maharikoriko rehetra notompoinareo.+