Joela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ Ary manaova hiakan’ady eo amin’ny tendrombohitro masina. Aoka hangovitra ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Fa ho avy ny andron’i Jehovah+ sady efa akaiky! Zefania 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Akaiky ny andro lehiben’i Jehovah.+ Efa akaiky izy io, sady manatona haingana be.*+ Ho andro mangidy ilay andron’i Jehovah.+ Hitomany mafy ny miaramila, amin’izay fotoana izay.+
2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ Ary manaova hiakan’ady eo amin’ny tendrombohitro masina. Aoka hangovitra ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity,Fa ho avy ny andron’i Jehovah+ sady efa akaiky!
14 Akaiky ny andro lehiben’i Jehovah.+ Efa akaiky izy io, sady manatona haingana be.*+ Ho andro mangidy ilay andron’i Jehovah.+ Hitomany mafy ny miaramila, amin’izay fotoana izay.+