-
Isaia 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Andron’i Jehovah Tompon’ny tafika mantsy izany,+
Ka ho tonga amin’izay mirehareha sy manambony tena,
Amin’ny olona rehetra, na ambony izy na ambany,+
-
Joela 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Loza fa ho avy ilay andro!
Fa efa akaiky ny andron’i Jehovah,+
Ary ho avy hoatran’ny fandringanan’ilay Mahery Indrindra izany!
-
-
-