FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 25:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Noho ny anaranao, Jehovah ô,+

      Dia mamelà ny fahadisoako, na dia lehibe aza izany.

  • Salamo 79:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ry Andriamanitra mpamonjy anay+ ô, ampio izahay

      Noho ny anaranao be voninahitra;

      Vonjeo izahay ary avelao* ny fahotanay, noho ny anaranao.+

  • Jeremia 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay,

      Dia mba manaova zavatra noho ny anaranao, Jehovah ô!+

      Fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao,+

      Ary taminao izahay no nanota.

  • Daniela 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara