-
Isaia 22:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Izany no antony nilazako hoe: “Aza mijery ahy intsony.
Hitomany aho fa malahelo be.+
-
-
Ezekiela 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Raha mbola namely izy ireo, dia izaho irery sisa no tavela. Koa niankohoka aho ka nitalaho hoe: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Dia haringanao daholo ve ny sisa amin’ny Israely, amin’izao ianao manampatra ny hatezeranao amin’i Jerosalema izao?”+
-