Jeremia 46:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hosaziko i Amona+ ao No,*+ sy Farao, sy Ejipta, sy ny andriamaniny,+ ary ny mpanjakany, izany hoe i Farao sy izay rehetra matoky azy.’+ Ezekiela 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanameloka anao aho, ry Farao mpanjakan’i Ejipta,+Ilay biby ngezabe any an-dranomasina ao amin’ny lakandranon’i Neily.*+Nilaza ianao hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily,* Dia izaho no nanao azy ho ahy.’+
25 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hosaziko i Amona+ ao No,*+ sy Farao, sy Ejipta, sy ny andriamaniny,+ ary ny mpanjakany, izany hoe i Farao sy izay rehetra matoky azy.’+
3 Lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanameloka anao aho, ry Farao mpanjakan’i Ejipta,+Ilay biby ngezabe any an-dranomasina ao amin’ny lakandranon’i Neily.*+Nilaza ianao hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily,* Dia izaho no nanao azy ho ahy.’+