FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Izay sisa aminareo dia ho lo any amin’ny tanin’ny fahavalonareo+ noho ny fahadisoanareo. Ho lo tsikelikely tokoa izy ireo noho ny fahadisoan’ny razambeny.+

  • Isaia 64:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Lasa hoatran’ny olona maloto daholo izahay,

      Ary toy ny akanjo voaloton’ny fadimbolana+ ny tsara rehetra vitanay.

      Halazo hoatran’ny ravinkazo izahay rehetra,

      Ary hipaoka anay toy ny rivotra ny fahadisoanay.

  • Ezekiela 24:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ho eo an-dohanareo ny fehilohanareo, ary ho eny an-tongotrareo ny kapanareo. Tsy halahelo na hitomany ianareo, fa ho lo noho ny fahadisoanareo.+ Dia hifampijery ianareo ka hitaraina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara