39 Izay sisa aminareo dia ho lo any amin’ny tanin’ny fahavalonareo+ noho ny fahadisoanareo. Ho lo tsikelikely tokoa izy ireo noho ny fahadisoan’ny razambeny.+
10 “Ry zanak’olona, lazao amin’ny taranak’Israely hoe: ‘Hoy ianareo: “Mavesatra be aminay ny fikomianay sy ny fahotanay, ka reraka izahay.+ Koa ahoana no hataonay mba ho velona foana izahay?”’+