FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ka hilaza hoe: “Izaho mihitsy no efa nametraka ny mpanjakako+

      Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.”

  • Salamo 110:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 110 Hoy i Jehovah tamin’ny Tompoko:

      “Mipetraha eto ankavanako+

      Mandra-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao.”+

       2 Hanitatra ny fahefanao* avy ao Ziona i Jehovah, ka hoy izy:

      “Anjakao tanteraka ny fahavalonao.”*+

  • Matio 28:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Korintianina 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Efesianina 1:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nasainy nanaiky an’i Kristy koa ny zava-drehetra ka nataony eo ambany tongony.+ Ary nataony lohan’ny zavatra rehetra izy ao amin’ny fiangonana,+

  • Apokalypsy 3:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ fa izaho koa efa nandresy ka miara-mipetraka+ amin’ny Raiko eo amin’ny seza fiandrianany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara