2 Mpanjaka 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’ny taona faha-38 nanjakan’i Azaria+ mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Zakaria+ zanak’i Jeroboama. Ary nanjaka enim-bolana izy. 2 Mpanjaka 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanao tetika i Saloma zanak’i Jabesy ka namely azy+ tany Ibleama.+ Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty. 2 Mpanjaka 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niakatra avy any Tirza+ i Menahema zanak’i Gady, ka tonga tany Samaria. Dia namely an’i Saloma+ zanak’i Jabesy tany Samaria izy. Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.
8 Tamin’ny taona faha-38 nanjakan’i Azaria+ mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Zakaria+ zanak’i Jeroboama. Ary nanjaka enim-bolana izy.
10 Ary nanao tetika i Saloma zanak’i Jabesy ka namely azy+ tany Ibleama.+ Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.
14 Dia niakatra avy any Tirza+ i Menahema zanak’i Gady, ka tonga tany Samaria. Dia namely an’i Saloma+ zanak’i Jabesy tany Samaria izy. Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.