-
Deoteronomia 31:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia ho tezitra be amin-dry zareo aho,+ ka hafoiko izy ireo.+ Handao an-dry zareo* aho+ mandra-paharipaka azy ireo. Rehefa tratran’ny loza be dia be sy mijalijaly izy ireo any aoriana any,+ dia hiteny hoe: ‘Tsy eto amintsika ny Andriamanitsika, koa aiza moa isika no tsy ho tratran’izao loza izao?’+
-
-
2 Mpanjaka 17:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tezitra be tamin’ny Israely àry i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony+ izy ireo. Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.
-