Hosea 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Isaky ny te hanasitrana ny Israely aho,Dia vao mainka hitako ny fahadisoan’i Efraima,+Sy ny ratsy ataon’i Samaria.+ Fa zatra mamitaka izy ireo.+Mamaky trano ny mpangalatra, ary manafika eny ivelany ny mpandroba.+ Amosa 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Henoy izao, ry ombivavin’i BasanaEo amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Dia ianareo vehivavy manambaka ny madinika+ sady mampahory ny mahantra,Ary milaza amin’ny vadinareo* hoe: ‘Mitondrà zavatra hosotroina!’
7 “Isaky ny te hanasitrana ny Israely aho,Dia vao mainka hitako ny fahadisoan’i Efraima,+Sy ny ratsy ataon’i Samaria.+ Fa zatra mamitaka izy ireo.+Mamaky trano ny mpangalatra, ary manafika eny ivelany ny mpandroba.+
4 “Henoy izao, ry ombivavin’i BasanaEo amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Dia ianareo vehivavy manambaka ny madinika+ sady mampahory ny mahantra,Ary milaza amin’ny vadinareo* hoe: ‘Mitondrà zavatra hosotroina!’