FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+

      Miankohoka amin’ny zavatra nataon’ny tanany ihany izy ireo,

      Dia amin’ny zavatra nataon’ny rantsantanany ihany.

  • Ezekiela 36:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hofafazako rano madio ianareo ka hadio.+ Hodioviko ianareo, ka ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny sampy maharikoriko rehetra notompoinareo.+

  • Hosea 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy hamonjy anay i Asyria,+

      Ary tsy hitaingin-tsoavaly izahay.+

      Tsy hiteny amin’ny asan’ny tananay intsony izahay hoe: “Ianao no Andriamanitray!”

      Ianao mantsy no mamindra fo amin’ny kamboty ray.’+

  • Zakaria 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia hofafako tsy hisy intsony eto amin’ity tany ity ny anaran’ireo sampy,+ ka tsy hotsarovana intsony. Hesoriko eto amin’ity tany ity koa ny mpaminany+ sy ny fanahin’ny fahalotoana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara