FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka no nanomboka nanorina indray an’ilay tranon’Andriamanitra+ tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra niaraka taminy sy nanampy azy.+

  • Ezra 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Vitany tanteraka ilay trano tamin’ny andro fahatelon’ny volana Adara,* tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Dariosy Mpanjaka.

  • Zakaria 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Izao àry no tenin’i Jehovah: ‘“Hiverina eto Jerosalema aho ka hamindra fo aminy.+ Dia haorina eto ny tranoko,+ ary horefesina amin’ny tady fandrefesana i Jerosalema”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara