-
Ezekiela 40:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nentin’Andriamanitra tany amin’ny tanin’ny Israely aho, tao anatin’ny fahitana. Dia napetrany teo an-tampon’ny tendrombohitra iray tena avo be aho.+ Ary nisy toy ny tanàna teo amin’izy io, teo atsimo.
3 Nahita lehilahy iray aho rehefa nentiny teo. Namirapiratra hoatran’ny varahina ny fahitako azy.+ Nisy tady rongony sy bararata fandrefesana* teny an-tanany,+ ary nijoro teo am-bavahady izy.
-