FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hiteny tokoa ianao amin’izany andro izany hoe:

      “Misaotra anao aho, Jehovah ô,

      Fa na dia tezitra tamiko aza ianao,

      Dia nitony tsikelikely ny fahatezeranao, ary nampionona ahy ianao.+

  • Jeremia 33:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Henoy izao!’, hoy i Jehovah. ‘Ho avy ny andro hanatanterahako ny zava-tsoa nampanantenaiko momba ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+

  • Zakaria 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hiverina ao Ziona aho,+ dia honina ao Jerosalema.+ Hantsoina hoe tanànan’ny fahamarinana*+ i Jerosalema, ary hatao hoe tendrombohitra masina ilay tendrombohitr’i Jehovah Tompon’ny tafika.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara