FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany, ka hiverina aminy.

      Hiankohoka eo anatrehanao ny foko rehetra eo amin’ireo firenena.+

  • Isaia 2:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Any am-parany any,*

      Ilay tendrombohitra misy ny tranon’i Jehovah

      Dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+

      Ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.

      Ary hiaraka ho any ny firenena rehetra.+

       3 Be dia be ny olona ho any, ka hiteny hoe:

      “Avia! Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah,

      Ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+

      Hampianatra antsika ny lalany izy,

      Dia handeha amin’ny lalana atorony isika.”+

      Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna,*

      Ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+

  • Isaia 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 55:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Firenena tsy fantatrao no hantsoinao,

      Ary olona avy amin’ny firenena tsy mahafantatra anao no hihazakazaka hankany aminao,

      Noho ny amin’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Ilay Masin’ny Israely.

      Homeny voninahitra+ mantsy ianao.

  • Isaia 60:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hankeo amin’ny hazavanao ny firenena,+

      Dia hanatona ny voninahitrao mamirapiratra*+ ny mpanjaka.+

  • Hosea 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ho lasa be dia be anefa ny Israelita,* hoatran’ny fasika any an-dranomasina, izay tsy voafatra na voaisa.+ Ary any amin’ilay toerana nilazako tamin’izy ireo hoe: ‘Tsy vahoakako ianareo’,+ no hilazako aminy hoe: ‘Zanak’ilay Andriamanitra velona ianareo.’+

  • Mika 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hagay 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara