FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 7:18-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nitantara an’izany rehetra izany+ tamin’i Jaona ny mpianany. 19 Koa niantso anankiroa tamin’ny mpianany i Jaona, dia naniraka azy tany amin’ny Tompo mba hanontany hoe: “Ianao ve Ilay ho avy,+ sa olon-kafa no tokony handrasanay?” 20 Rehefa tonga tany aminy izy ireo, dia niteny hoe: “Nirahin’i Jaona Mpanao Batisa izahay hanontany anao hoe: ‘Ianao ve Ilay ho avy, sa olon-kafa no tokony handrasanay?’” 21 Tamin’izay fotoana* izay i Jesosy dia nanasitrana olona maro tsy salama+ sy narary mafy ary nisy fanahy ratsy. Nampahiratra jamba be dia be koa izy. 22 Dia namaly azy roa lahy izy hoe: “Mandehana tantarao amin’i Jaona izao hitanareo sy henonareo izao: Lasa mahita ny jamba,+ mandeha ny malemy, voadio ny boka, mandre ny marenina,+ atsangana ny maty, ary itoriana ny vaovao tsara ny mahantra.+ 23 Sambatra izay tsy tafintohina noho ny amiko.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara