18 Mbola misy hafa koa nafafy teny amin’ny tsilo. Tsy iza ireo fa izay mandre ny teny,+ 19 saingy lasa mibahana tsikelikely ao am-pony ny fanahiana+ eto amin’izao tontolo izao sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ zavatra hafa, ka tototr’izany rehetra izany ny teny dia tsy mamoa.