FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mitandrema fa hanolotra anareo any amin’ny fitsarana ny olona,+ ary hokaravasiny+ any amin’ny synagoga ianareo.+

  • Matio 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 13:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ianareo kosa mitandrema, fa hanolotra anareo any amin’ny fitsarana ny olona.+ Hokapohina any amin’ny synagoga ianareo,+ ary hoentina any amin’ny governora sy ny mpanjaka noho ny amiko, mba ho vavolombeloko eo anatrehany.+

  • Marka 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+ Izay miaritra hatramin’ny farany+ anefa no hovonjena.+

  • Lioka 21:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ho halan’ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.+

  • Jaona 15:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Noho ny anarako anefa no hanaovany an’izany rehetra izany aminareo, satria tsy fantany Ilay naniraka ahy.+

  • 2 Timoty 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara