-
Matio 20:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Miakatra ho any Jerosalema isika izao. Ary hatolotra amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ny Zanak’olona. Dia homelohin’izy ireo ho faty izy,+ 19 ary hatolony amin’ny hafa firenena mba hihomehezany sy hokaravasiny ary hovonoiny eo amin’ny tsato-kazo.+ Dia hatsangana izy amin’ny andro fahatelo.”+
-