FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 4:42-44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Nisy lehilahy iray avy any Bala-salisa,+ nitondra mofo 20 vita tamin’ny vary orza+ voaloham-bokatra. Nitondra voa vaovao+ iray kitapo koa izy. Nentiny ho an’ilay lehilahin’Andriamanitra ireo. Dia hoy i Elisa: “Omeo hohanin’ny olona ireo.” 43 Hoy anefa ny mpanompony: “Ireo ve dia ho ampy ho an’olona 100?”+ Dia hoy i Elisa: “Omeo hohanin’ny olona ireo, fa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hihinana ny olona, ary hisy sisa tsy lany.’”+ 44 Dia narosony azy ireo izany, ka nihinana izy ireo ary nisy sisa tsy lany,+ araka ny tenin’i Jehovah.

  • Matio 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy anefa ny mpianatra taminy: “Aiza atỳ amin’ity toerana mitokana ity isika no hahita mofo hahavoky an’ireo vahoaka be ireo?”+

  • Jaona 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy i Filipo: “Na mofo azon’ny 200 denaria* aza ange mbola tsy ho ampy, na dia samy omena sombiny kely fotsiny aza ny olona e!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara