FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:13-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Rehefa tonga tao amin’ny faritr’i Kaisaria-Filipo i Jesosy, dia nanontany an’ireo mpianany hoe: “Iza, hono, ny Zanak’olona raha ny filazan’ny olona?”+ 14 Dia hoy ireo: “Misy milaza hoe Jaona Mpanao Batisa,+ misy indray miteny hoe Elia,+ ary misy koa miteny hoe Jeremia na ny iray amin’ny mpaminany.” 15 Ary hoy izy taminy: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?”

  • Lioka 9:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Taorian’izay, tamin’izy nivavaka irery, dia tonga teo aminy ny mpianatra ka nanontaniany hoe: “Iza, hono, aho raha ny filazan’ny olona?”+ 19 Hoy ny navalin’izy ireo: “Jaona Mpanao Batisa. Misy koa anefa milaza hoe Elia, ary misy miteny hoe ny iray amin’ny mpaminany taloha efa nitsangana tamin’ny maty.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara