-
Matio 26:61Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 ka niteny hoe: “Io lehilahy io nilaza hoe: ‘Vitako ny mandrodana ny tempolin’Andriamanitra sy manangana azy ao anatin’ny telo andro.’”+
-
-
Jaona 2:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ravao ity tempoly ity, dia hatsangako ao anatin’ny telo andro.”+
-