Matio 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mbola nandroso ihany izy dia nahita an’i Jakoba sy Jaona.+ Mpirahalahy izy ireo, ary zanak’i Zebedio. Tao an-tsambokely niaraka tamin’ny rainy izy roa lahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony. Dia nantsoin’i Jesosy izy ireo,+ Marka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mbola nandroso lavidavitra ihany izy dia nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+
21 Mbola nandroso ihany izy dia nahita an’i Jakoba sy Jaona.+ Mpirahalahy izy ireo, ary zanak’i Zebedio. Tao an-tsambokely niaraka tamin’ny rainy izy roa lahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony. Dia nantsoin’i Jesosy izy ireo,+
19 Mbola nandroso lavidavitra ihany izy dia nahita an’i Jakoba zanak’i Zebedio, sy Jaona rahalahiny. Tao an-tsambokeliny izy mirahalahy tamin’izay, nanamboatra ny simba tamin’ny haratony.+