FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:18-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Marka 4:14-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Ilay mpamafy dia mamafy ny teny.+ 15 Ireo teny amoron-dalana àry dia izay namafazana ny teny, nefa raha vao mandre an’izany izy, dia tonga i Satana+ manala an’ilay teny nafafy tao aminy.+ 16 Eo koa ireo nafafy teny amin’ny toerana be vato: Raha vao mandre ny teny izy, dia faly erỳ manaiky an’ilay izy.+ 17 Tsy mamaka ao aminy anefa ny teny, fa maniry mandritra ny fotoana fohy ihany. Raha vao tratran’ny zava-tsarotra na fanenjehana àry izy noho izy nanaiky ny teny, dia mihemotra. 18 Mbola misy hafa koa nafafy teny amin’ny tsilo. Tsy iza ireo fa izay mandre ny teny,+ 19 saingy lasa mibahana tsikelikely ao am-pony ny fanahiana+ eto amin’izao tontolo izao* sy ny famitahan’ny harena+ ary ny faniriana+ zavatra hafa, ka tototr’izany rehetra izany ny teny dia tsy mamoa. 20 Farany, ireo voa nafafy teny amin’ny tany tsara dia izay mihaino ny teny ka mandray tsara an’ilay izy dia mamoa avo 30 heny sy 60 heny ary 100 heny.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara