Salamo 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Lioka 24:45, 46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia nosokafany tanteraka ny sain’izy ireo mba ho azon’izy ireo tsara ny hevitry ny Soratra Masina,+ 46 ka hoy izy: “Izao no efa voasoratra: Hijaly i Kristy, dia hitsangana amin’ny maty amin’ny andro fahatelo,+
10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+
45 Dia nosokafany tanteraka ny sain’izy ireo mba ho azon’izy ireo tsara ny hevitry ny Soratra Masina,+ 46 ka hoy izy: “Izao no efa voasoratra: Hijaly i Kristy, dia hitsangana amin’ny maty amin’ny andro fahatelo,+