FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ry Andriamanitray ô, tsy efa noroahinao niala teo anatrehan’ny Israely vahoakanao ve ny mponin’ity tany ity? Ary tsy efa nomenao ho an’ny taranak’i Abrahama namanao+ ve ity tany ity mba ho fananany mandrakizay?

  • Isaia 41:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+

      Ary ianao no nofidiko, ry Jakoba,+

      Ilay taranak’i Abrahama namako.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara