Apokalypsy 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary naheno feo mafy avy tao amin’ny toerana masina+ aho, niteny tamin’ireo anjely fito hoe: “Mandehana araraho eny ambonin’ny tany ny ao anatin’ny vilia fito feno ny fahatezeran’Andriamanitra.”+ Apokalypsy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny fahenina kosa nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra+ ny ranony. Nanao an’izany izy mba hanomanana ny lalan’ny mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.* Apokalypsy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito,+ ka hoy izy tamiko: “Avia fa hasehoko anao ny fitsarana an’ilay mpivaro-tena lehibe mipetraka eo ambonin’ny rano maro.+ Apokalypsy 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy izy tamiko: “Ny rano izay efa hitanao ipetrahan’ilay mpivaro-tena, dia olona sy vahoaka sy firenena ary olona samy hafa fiteny.*+
16 Ary naheno feo mafy avy tao amin’ny toerana masina+ aho, niteny tamin’ireo anjely fito hoe: “Mandehana araraho eny ambonin’ny tany ny ao anatin’ny vilia fito feno ny fahatezeran’Andriamanitra.”+
12 Ary ny fahenina kosa nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra+ ny ranony. Nanao an’izany izy mba hanomanana ny lalan’ny mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.*
17 Tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito,+ ka hoy izy tamiko: “Avia fa hasehoko anao ny fitsarana an’ilay mpivaro-tena lehibe mipetraka eo ambonin’ny rano maro.+
15 Dia hoy izy tamiko: “Ny rano izay efa hitanao ipetrahan’ilay mpivaro-tena, dia olona sy vahoaka sy firenena ary olona samy hafa fiteny.*+