-
Josoa 11:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy nisy tanàna nihavana tamin’ny Israelita, afa-tsy i Gibeona izay nonenan’ny Hivita.+ Ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+ 20 Navelan’i Jehovah ho mafy loha izy ireo+ ka niady tamin’ny Israely. Amin’izay dia hatokany haringana izy ireo ka tsy hamindrana fo.+ Tokony haripaka tanteraka izy ireo, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.+
-