FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 10
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

1 Korintianina: Topy Maso

      • Fampitandremana avy amin’ny tantaran’ny Israely (1-13)

      • Fampitandremana mba tsy hanompo sampy (14-22)

        • Latabatr’i Jehovah, latabatry ny demonia (21)

      • Fahafahana sy fiheverana ny hafa (23-33)

        • “Ataovy mba hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny zava-drehetra” (31)

1 Korintianina 10:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 13:21
  • +Ek 14:21, 22

1 Korintianina 10:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 16:14, 15

1 Korintianina 10:4

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ary mifanitsy amin’i Kristy.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 17:6
  • +No 20:11; Jn 4:10, 25

1 Korintianina 10:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 14:29, 35

1 Korintianina 10:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 11:4, 34

1 Korintianina 10:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 32:4, 6

1 Korintianina 10:8

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.T. “Fijangajangana.”

  • *

    Jereo F.T. “Fijangajangana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 25:1, 9

1 Korintianina 10:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 6:16
  • +No 21:5, 6; Mt 4:7

1 Korintianina 10:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +No 14:2
  • +No 14:36, 37

1 Korintianina 10:11

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “faran’ireo rafitra nisy teto amin’izao tontolo izao.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 15:4

1 Korintianina 10:12

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Oh 28:14; Lk 22:33, 34; Ga 6:1

1 Korintianina 10:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 5:8, 9
  • +Lk 22:31, 32; 2Pe 2:9
  • +Is 40:29; Fi 4:13

1 Korintianina 10:14

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 4:25, 26; 2Ko 6:17; 1Jn 5:21

1 Korintianina 10:15

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Olona manam-pahendrena ianareo no iresahako.”

1 Korintianina 10:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 26:27, 28
  • +Mt 26:26; Lk 22:19; 1Ko 12:18

1 Korintianina 10:17

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 12:5

1 Korintianina 10:18

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Le 7:15

1 Korintianina 10:20

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 32:17
  • +Jd 6

1 Korintianina 10:21

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ezk 41:22; Ml 1:12

1 Korintianina 10:22

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 34:14; De 32:21

1 Korintianina 10:23

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:19; 15:2

1 Korintianina 10:24

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 10:32, 33; 13:4, 5; Fi 2:4

1 Korintianina 10:26

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Sl 24:1; 1Ti 4:4

1 Korintianina 10:28

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 8:7, 10

1 Korintianina 10:29

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:15, 16; 1Ko 8:12

1 Korintianina 10:30

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:6; 1Ti 4:3

1 Korintianina 10:31

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 5:16; Kl 3:17

1 Korintianina 10:32

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 14:13; 1Ko 8:13; 2Ko 6:3

1 Korintianina 10:33

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 15:2; Fi 2:4
  • +1Ko 9:22

Ankapobeny

1 Kor. 10:1Ek 13:21
1 Kor. 10:1Ek 14:21, 22
1 Kor. 10:3Ek 16:14, 15
1 Kor. 10:4Ek 17:6
1 Kor. 10:4No 20:11; Jn 4:10, 25
1 Kor. 10:5No 14:29, 35
1 Kor. 10:6No 11:4, 34
1 Kor. 10:7Ek 32:4, 6
1 Kor. 10:8No 25:1, 9
1 Kor. 10:9De 6:16
1 Kor. 10:9No 21:5, 6; Mt 4:7
1 Kor. 10:10No 14:2
1 Kor. 10:10No 14:36, 37
1 Kor. 10:11Ro 15:4
1 Kor. 10:12Oh 28:14; Lk 22:33, 34; Ga 6:1
1 Kor. 10:131Pe 5:8, 9
1 Kor. 10:13Lk 22:31, 32; 2Pe 2:9
1 Kor. 10:13Is 40:29; Fi 4:13
1 Kor. 10:14De 4:25, 26; 2Ko 6:17; 1Jn 5:21
1 Kor. 10:16Mt 26:27, 28
1 Kor. 10:16Mt 26:26; Lk 22:19; 1Ko 12:18
1 Kor. 10:17Ro 12:5
1 Kor. 10:18Le 7:15
1 Kor. 10:20De 32:17
1 Kor. 10:20Jd 6
1 Kor. 10:21Ezk 41:22; Ml 1:12
1 Kor. 10:22Ek 34:14; De 32:21
1 Kor. 10:23Ro 14:19; 15:2
1 Kor. 10:241Ko 10:32, 33; 13:4, 5; Fi 2:4
1 Kor. 10:26Sl 24:1; 1Ti 4:4
1 Kor. 10:281Ko 8:7, 10
1 Kor. 10:29Ro 14:15, 16; 1Ko 8:12
1 Kor. 10:30Ro 14:6; 1Ti 4:3
1 Kor. 10:31Mt 5:16; Kl 3:17
1 Kor. 10:32Ro 14:13; 1Ko 8:13; 2Ko 6:3
1 Kor. 10:33Ro 15:2; Fi 2:4
1 Kor. 10:331Ko 9:22
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
  • 19
  • 20
  • 21
  • 22
  • 23
  • 24
  • 25
  • 26
  • 27
  • 28
  • 29
  • 30
  • 31
  • 32
  • 33
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
1 Korintianina 10:1-33

Korintianina Voalohany

10 Tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa nandeha teo ambanin’ny rahona daholo ny razambentsika,+ ary namakivaky ny ranomasina izy rehetra.+ 2 Ary natao batisa tamin’ny rahona sy ny ranomasina izy ireo, tamin’izy ireo nanaraka an’i Mosesy. 3 Nihinana sakafo ara-panahy+ mitovy koa izy rehetra, 4 sady nisotro zava-pisotro ara-panahy+ mitovy daholo. Fa nisotro tamin’ilay vatolampy ara-panahy nanaraka azy izy ireo, ary i Kristy* izany vatolampy izany.+ 5 Na izany aza, dia tsy nankasitrahan’Andriamanitra ny ankamaroany, fa ripaka tany an-tany efitra.+

6 Anatra ho antsika izany, mba tsy haniriantsika zava-dratsy, hoatr’azy ireo naniry an’izany.+ 7 Mitandrema ianareo sao ho lasa mpanompo sampy, hoatran’ny sasany taminy, araka ny voasoratra hoe: “Nipetraka hihinana sy hisotro ny vahoaka. Taorian’izay dia nitsangana izy ireo mba hanao fety.”+ 8 Ary aoka isika tsy hijangajanga,* toy ny nijangajangan’ny* sasany tamin’ireny, ka 23 000 taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+ 9 Ary aoka isika tsy hitsapa toetra an’i Jehovah,*+ hoatran’ny sasany tamin’ireny izay nitsapa toetra azy, ka matin’ny bibilava.+ 10 Aza mimenomenona toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+ 11 Nanjo azy ireny izany mba ho anatra, ary nosoratana mba hampitandremana antsika,+ dia isika izay velona amin’ny fotoana ahatongavan’ny faran’izao tontolo izao.*

12 Koa izay mihevi-tena ho efa mijoro dia aoka izy hitandrina sao ho lavo.+ 13 Tsy misy fakam-panahy mahazo anareo, afa-tsy izay mpahazo ny olona.+ Tsy mivadika amin’ny teniny anefa Andriamanitra, ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo.+ Fa rehefa misy fakam-panahy dia hasiany lalan-kivoahana koa, mba hahazakanareo an’izany.+

14 Koa andosiro ny fanompoan-tsampy,+ ry malala. 15 Miresaka aminareo hoatran’ny miresaka amin’ny olona manam-pahendrena aho,* ka ianareo mihitsy no aoka hitsara an’izay lazaiko. 16 Tsy mandray soa amin’ny ran’i Kristy+ koa ve isika, rehefa misotro amin’ilay kaopin’ny fisaorana izay isaorantsika? Ary tsy mandray soa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve isika, rehefa mihinana ny mofo tapahintsika? 17 Koa satria tsy misy afa-tsy mofo iray ihany, dia vatana iray+ isika, na maro aza. Samy mihinana amin’io mofo iray io mantsy isika rehetra.

18 Jereo ny Israely araka ny nofo: Tsy hoatran’ny hoe miara-misakafo amin’Andriamanitra ve izay mihinana sorona avy eo amin’ny alitara?+ 19 Te hilaza ve aho hoe misy dikany izay sorona atao ho an’ny sampy, na hoe misy dikany ny sampy? 20 Tsy izany, fa ny tiako holazaina dia hoe izay atolotry ny hafa firenena ho sorona dia ataony sorona ho an’ny demonia, fa tsy ho an’Andriamanitra.+ Koa tsy tiako hanan-javatra iombonana amin’ny demonia+ ianareo. 21 Tsy azonareo atao ny misotro amin’ny kaopin’i Jehovah* sady misotro amin’ny kaopin’ny demonia. Tsy azonareo atao ny mihinana amin’ny “latabatr’i Jehovah”*+ sady mihinana amin’ny latabatry ny demonia. 22 Sa “manao izay hahasaro-piaro an’i Jehovah* isika”?+ Mahery noho izy angaha isika?

23 Azo atao ny zava-drehetra, nefa tsy ny zava-drehetra no mahasoa. Azo atao ny zava-drehetra, nefa tsy ny zava-drehetra no mampahery.+ 24 Aoka ny tsirairay hitady foana an’izay hahasoa ny hafa, fa tsy izay hahasoa ny tenany.+

25 Hano izay hena amidy eny an-tsena, fa aza manontany noho ny feon’ny fieritreretanareo. 26 Fa “an’i Jehovah* ny tany sy izay rehetra eo aminy.”+ 27 Raha misy tsy mpino manasa anareo ka te ho any ianareo, dia hano izay rehetra aroso eo anoloanareo, fa aza manontany sao hampikorontana ny feon’ny fieritreretanareo izany. 28 Fa raha misy kosa miteny aminareo hoe: “Zavatra avy natao sorona ity”, dia aza mihinana noho ilay olona nilaza taminareo an’izany sy noho ny feon’ny fieritreretana.+ 29 Tsy ny feon’ny fieritreretanao anefa no tiako holazaina, fa ny an’ilay olona. Fa nahoana ny fahafahako no tokony hotsarain’ny feon’ny fieritreretan’olon-kafa?+ 30 Raha mihinana aho sady misaotra an’Andriamanitra noho ilay zavatra haniko, dia nahoana moa aho no tokony homena tsiny amin’ilay sakafo anaovako fisaorana?+

31 Koa na mihinana na misotro ianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy mba hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ny zava-drehetra.+ 32 Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny Grika na ny fiangonan’Andriamanitra,+ 33 fa manaova hoatr’ahy. Miezaka aho hanao izay hahafaly ny rehetra amin’ny zava-drehetra, ka tsy mitady izay hahasoa ahy+ fa izay hahasoa ny maro, mba ho voavonjy izy ireny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara