FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23.7 3
  • “Aza Sakantsakanana ny Asa”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Aza Sakantsakanana ny Asa”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Aoka Ianao ho Vonona Hanao Izay Ampanaovin’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Rehefa Inona Ianao no Miantehitra Amin’i Jehovah?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Miezaha ho Mpiasa Tena Mahay
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23.7 3

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Aza Sakantsakanana ny Asa”

Mbola voarara ny fanorenana ny tempoly nefa nitarika ny Jiosy hanorina indray azy io i Jesoa na Josoa Mpisoronabe sy Zerobabela Governora (Ezr 5:1, 2; w22.03 12:13)

Rehefa nanontany ny mpanohitra hoe iza no nanome alalana ny Jiosy hanao an’ilay asa, dia nilaza ry zareo fa izay no didin’i Kyrosy (Ezr 5:3, 17; w86 1/5 29, efajoro § 2-3)

Nanamafy an’io didy io ny mpanjaka dia nanome baiko ny mpanohitra mba tsy hanakantsakana an’ilay asa (Ezr 6:7, 8; w22.03 12:7)

Anabavy iray mijery fandaharana ao amin’ny Tele JW, ary maka sary an-tsaina an’i Josoa sy Zerobabela manome toromarika an’ireo Israelita manorina indray ny tempoly.

SAINTSAINO IZAO: Mety tsy ho azontsika tsara ny toromarika omen’ireo notendren’i Jehovah hitarika. Nahoana io tantara ao amin’ny Baiboly io no manampy antsika hanaraka an’izany?​—w22.03 12:16.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara