FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona.

  • Genesisy 46:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny zanakalahin’i Isakara+ dia i Tola+ sy Pova+ sy Joba ary Simrona.+

  • Genesisy 49:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Isakara+ dia ampondra mafy taolana, izay matory eo ambany lasely, eo anelanelan’ny kitapon-dasely roa.

  • Deoteronomia 33:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny amin’i Zebolona, dia hoy izy:+

      “Mifalia, ry Zebolona, amin’ny fandehananao any ivelany+

      Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+

  • 1 Tantara 12:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Avy amin’ny taranak’i Isakara+ dia nisy roanjato lahy lehiben’ny tafika, mbamin’ny rahalahiny rehetra teo ambany fifehezany. Nahay namantatra ny fotoana+ mety izy ireo, ka nahalala izay tokony hataon’ny+ Israely.

  • Apokalypsy 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 avy tamin’ny fokon’i Simeona+ roa arivo sy iray alina;

      avy tamin’ny fokon’i Levy+ roa arivo sy iray alina;

      avy tamin’ny fokon’i Isakara+ roa arivo sy iray alina;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara