Genesisy 31:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Roapolo taona izao no nitoerako tao an-tranonao. Efatra ambin’ny folo taona no nanompoako anao hahazoako ny zanakao roa vavy, ary enin-taona kosa mba hahazoako anjara tamin’ny ondry aman’osinao, ary novanao impolo ny karamako.+ Hosea 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nandositra nankany ambanivohitr’i Syria i Jakoba.+ Ary nanompo i Israely+ mba hahazoana vady.+ Eny, niandry ondry izy+ mba hahazoana vady.
41 Roapolo taona izao no nitoerako tao an-tranonao. Efatra ambin’ny folo taona no nanompoako anao hahazoako ny zanakao roa vavy, ary enin-taona kosa mba hahazoako anjara tamin’ny ondry aman’osinao, ary novanao impolo ny karamako.+
12 Nandositra nankany ambanivohitr’i Syria i Jakoba.+ Ary nanompo i Israely+ mba hahazoana vady.+ Eny, niandry ondry izy+ mba hahazoana vady.