Genesisy 25:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary efapolo taona i Isaka tamin’izy naka vady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Syrianina+ avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Syrianina. Deoteronomia 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany. Hosea 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nandositra nankany ambanivohitr’i Syria i Jakoba.+ Ary nanompo i Israely+ mba hahazoana vady.+ Eny, niandry ondry izy+ mba hahazoana vady.
20 Ary efapolo taona i Isaka tamin’izy naka vady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Syrianina+ avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Syrianina.
5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany.
12 Nandositra nankany ambanivohitr’i Syria i Jakoba.+ Ary nanompo i Israely+ mba hahazoana vady.+ Eny, niandry ondry izy+ mba hahazoana vady.