FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 28:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary i Jehovah no teo an-tampon’ilay tohatra. Dia hoy izy:+

      “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama rainao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Ny tany izay atorianao dia homeko anao sy ny taranakao.+

  • Genesisy 31:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Vitako ny manisy ratsy anareo,+ nefa ilay Andriamanitry ny rainareo efa niteny tamiko halina hoe: ‘Mitandrema amin’izay hoteneninao amin’i Jakoba, na soa na ratsy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara