FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 35:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Taorian’izany, dia hoy Andriamanitra tamin’i Jakoba: “Mandehana miakatra any Betela ka mitoera any.+ Ary manaova alitara any, ho an’ilay Andriamanitra izay niseho taminao, fony ianao nandositra an’i Esao rahalahinao.”+

  • Genesisy 35:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanorina alitara teo izy, ary nataony hoe Ela-betela ny anaran’ilay toerana, satria teo no nisehoan’Andriamanitra taminy, fony izy nandositra ny rahalahiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara