FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nanopy ny masony i Lota, dia nahatazana ny Faritr’i Jordana manontolo+ hatrany Zoara.+ Azon-drano tsara ilay faritra manontolo talohan’ny nandravan’i Jehovah an’i Sodoma sy Gomora. Eny, tahaka ny zaridainan’i Jehovah+ ilay faritra, tahaka ny tany Ejipta.

  • Genesisy 45:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary alaivo ny rainareo sy ny ankohonanareo ka tongava atỳ amiko, mba homeko anareo izay zava-tsoa eto Ejipta. Ary hano izay tsara indrindra eto amin’ny tany Ejipta.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara