Genesisy 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Koa maty ny nofo rehetra nihetsiketsika teny ambonin’ny tany,+ dia ny biby manidina sy ny biby fiompy sy ny bibidia sy ny zavamananaina hafa rehetra nifanaretsaka teny ambonin’ny tany, ary ny olombelona rehetra.+ Salamo 104:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha manafina ny tavanao kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.+Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia tapitra ny ainy,+Ka miverina ho vovoka izy.+
21 Koa maty ny nofo rehetra nihetsiketsika teny ambonin’ny tany,+ dia ny biby manidina sy ny biby fiompy sy ny bibidia sy ny zavamananaina hafa rehetra nifanaretsaka teny ambonin’ny tany, ary ny olombelona rehetra.+
29 Raha manafina ny tavanao kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.+Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia tapitra ny ainy,+Ka miverina ho vovoka izy.+