Genesisy 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ary hahatonga safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, mba handringanana ny nofo rehetra manam-pofonaina*+ tsy ho eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+
17 “Ary hahatonga safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, mba handringanana ny nofo rehetra manam-pofonaina*+ tsy ho eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+