FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Taorian’izany, dia tsaroan’Andriamanitra+ i Noa sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra niaraka taminy tao amin’ny sambofiara.+ Koa nampandalo rivotra* teny ambonin’ny tany Andriamanitra, dia nanomboka nihena ny rano.+

  • Genesisy 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ento mivoaka miaraka aminao ny zavamananaina rehetra avy amin’ny karaza-nofo rehetra,+ dia ny biby manidina+ sy ny biby fiompy+ ary ny biby mandady rehetra mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.+ Fa hifanaretsaka eny amin’ny tany sy hanan-taranaka ireny, ka hihabetsaka eny ambonin’ny tany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara