FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nilazako koa ny Levita+ mba hanadio+ ny tenany foana, ka ho avy hiambina ny vavahady+ mba hanamasinana+ ny andro sabata. Tsarovy+ koa izany, ry Andriamanitro ô, noho ny amiko, ary iantrao aho fa be hatsaram-panahy feno fitiavana+ ianao.

  • Isaia 56:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sambatra ny olona mety maty izay manao izany,+ sy ny zanak’olombelona mifikitra amin’izany,+ sady mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy,+ ary mifehy ny tanany tsy hanao izay ratsy.+

  • Isaia 58:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Raha manaja ny sabata ianao, ka avilinao tsy hanao izay sitrakao ny tongotrao amin’ny androko masina,+ ary raha toa ny sabata ka ataonao hoe tena fahafinaretana sy andro masin’i Jehovah, eny, andro omem-boninahitra,+ ka omenao voninahitra fa tsy manao izay tianao ianao na mitady izay sitrakao na miteniteny foana,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara