38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, izay nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy ny hery. Ary nandeha hatraiza hatraiza izy ka nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly,+ satria nomba azy Andriamanitra.+
5Ary alaina avy amin’ny olona ny mpisoronabe rehetra ka tendrena hanompo an’Andriamanitra,+ hahasoa ny olona, mba hanolorany fanomezana sy sorona noho ny ota.+